wp2f3e741e_0f.jpg

Ireto misy daty vitsivitsy tokony ho tadidina amin’ity taona 2009 ity

 

- Ny alahady 21 jiona dia mankalaza ny fetin’ny mozika miaraka amin’ny tananan’i Valleiry ny fikambanana Gasy’Zah.

Hatao izany mba hisian’ny fifandraizana bebe kokoa eo amin’ny fikambanana sy ny tanana mampiantrano. Tanjon’ny fikambanana rahateo koa ny maneho ny hetsika malagasy.

Site conçu et réalisé par Rommel Rakotovao - Email : gasyzah@aliceadsl.fr

Ce site est hébergé gratuitement et sans publicité par idago.net - ®gasy’zah 2008

Quelques dates à retenir

 

 

 

Le prochain rendez-vous sera le 21 juin 2009, toujours à l’espace  Albert Fol.

Toutes les informations concernant cette manifestation vous sera communiqué en temps et en heure.

D’ici là Bonne fête à tous !

wp17dc4643.jpg

Marihina fa amin’ny 7h 30 hariva no manomboka, izany hoe amin’ny 7h 00 no tonga. Angatahina koa izay rehetra ho tonga mba hanao akanjo mendrika mahatonga ny tena ho heni-boninahitra.

Il est impératif que nous commencions à l’heure. Ainsi il faut arriver vers 19h00 pour que nous puissions commencer à 19h30. Une ténue correcte est exigée. C’est une soirée non fumeur et non alcoolisée.