Site conçu et réalisé par Rommel Rakotovao -
Ce site est hébergé gratuitement et sans publicité par idago.net -

Natao tao amin’ny Salle Albert Fol ny fankalazana ny faran’ny taona tamin’ity taona
2008 ity. Natomboka tamin’ny 19h45 ny fotoana ary nifarana tamin’ny 01h00 alina.
Ireo nandamina ny trano kosa dia tany amin’ny 03h30 tany vao samy tonga tany an-
Fifaliana no niarahana, endrika feno fanantenana koa no nentina nody tamin’ity indray mitoraka ity. Nisy aza nilaza fa hoe tena ity ‘zay vao ten tsara ny fety.
Izany no efa satria samy nandray ny anjara birikiny ny tsirairay avy. Samy nitondra izay zakany ny rehetra. Tsy nisy niafiafy tamin’ny fanomanana satria na ireo nanafana ny fotoana tamin’ny alalan’ny mozika na ireo nanao ny lakozy dia samy nadray anjara daholo.
Nahatsiaro ho afa-
Manome fotoana ny rehetra indray amin’ny 21 jiona izay hanaovana fety miaraka amin’ireo mponiana eto Valleiry ho reharehan’ny maha malagasy ny malagasy.